/
NY FOMBA FIANARANA IREO ANDALAN-TENY SARO-TAKARINA NY FOMBA FIANARANA IREO ANDALAN-TENY SARO-TAKARINA

NY FOMBA FIANARANA IREO ANDALAN-TENY SARO-TAKARINA - PowerPoint Presentation

botgreat
botgreat . @botgreat
Follow
344 views
Uploaded On 2020-08-29

NY FOMBA FIANARANA IREO ANDALAN-TENY SARO-TAKARINA - PPT Presentation

Lesona 12 hatao ny 20 Jona 2020 Lojika Hitsimpo Fanetre tena Faharetana Vavaka Efa namaky an dalan teny sarotra azo tao aminny Baiboly ve ianao ID: 811419

ireo amin dia teny amin ireo teny dia tsy izay isika andriamanitra ireny izany baiboly izy mba mety tena

Share:

Link:

Embed:

Download Presentation from below link

Download The PPT/PDF document "NY FOMBA FIANARANA IREO ANDALAN-TENY SAR..." is the property of its rightful owner. Permission is granted to download and print the materials on this web site for personal, non-commercial use only, and to display it on your personal computer provided you do not modify the materials and that you retain all copyright notices contained in the materials. By downloading content from our website, you accept the terms of this agreement.


Presentation Transcript

Slide1

NY FOMBA FIANARANA IREO ANDALAN-TENY SARO-TAKARINA

Lesona 12 hatao ny 20 Jona

, 2020

Slide2

Lojika

Hitsim-po

Fanetre-tena Faharetana Vavaka

Efa namaky an-dalan-teny sarotra azo tao amin'ny Baiboly ve ianao? Mety ho an-dalan-teny saro-takarina nosoratan'ny apostoly Paoly (2 Petera 3:15-16)?

Mety hitarika ho amin'ny fandikana diso ireny an-dalan-teny saro-takarina ireny, koa tena zava-dehibe ny fandinihana azy ireny amin'ny fomba tena mety. Ahoana no tokony hataontsika manoloana ireny an-dalan-teny saro-takarina ireny?

Slide3

LOJIKA

ka

anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo izy mba tsy hiady teny […] mizara tsara ny teny fahamarinana.” (2 Timoty 2:14-15)Ny Tenin 'Andriamanitra dia tsy mety diso. Ahoana no tokony hiatrehana ireo fahadisoana hita na fanoherana ao anatiny? Betsaka

amin'izy ireny no manana valiny lojika.FIFANOHERAN-KEVITRA Jamba firy lahy no nositranin'i Jesosy tao Jeriko? Firy ny olona nanana demonia tao Gadarà (Mat. 8:28; Lio. 8:27)? Iza no naka fanahy an'i Davida hanao fanisam-bahoaka (2Sam. 24: 1; 1Tant. 21:1)?Ny ankamaroan'ny fifanoheran-kevitra hita ao amin'ny Baiboly dia hita ao amin'ireo andalan-tsoratra mifanitsy.Rehefa mitantara zava-nitranga mitovy ny olona roa, dia matetika no antsipiriany samihafa no tadidin'izy roa, na dia samy vavolombelona nanatri-maso teo aza izy ireo. Mitranga izany satria zavatra samihafa no nahasarika ny sain'ny olona tsirairay. Raha ny lojika dia miteraka tsy fitoviana eo amin'ireo fitantarana roa ireo

izany.

Slide4

LESOKY NY MPANDIKA SORATRA

Ny

iray amin'ireo fahadisoana hita miharihary indrindra avy amin'ny

mpandika soratra dia hita ao amin'ny dikanteny sasany ao amin'ny 1 Jaona 5: 7-8.Amin'ity tranga ity, ny fanamarihana nataon'ny mpandika soratra iray dia noraisin'ny mpandika soratra iray hafa ho ampahany amin'ny dika-teny fototra.LOJIKA“ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo izy mba tsy hiady

teny […] mizara tsara ny teny fahamarinana.” (2 Timoty 2:14-15)Any an-danitra, ny Ray, ny Teny, ary ny Fanahy Masina: ary iray ihany izy telo ireo. Ary izy telo no mijoro ho vavolombelona ety an-tany:Fa misy telo

izay

mijoro ho

vavolombelona: ny

Fanahy,

ny

rano

ary

ny

ra

,

ary

miara-manaiky

izy

telo

ireo

DIKA-TENY FOTOTRA

FANAMARIHANA NATAO

Ny

olona

tena

mino

ny

Baiboly

dia

tsy

hahita

olana

amin'ny

fahamarinana

izay

efa

nasehon'Andriamanitra

mazava

.

” (

E.G.W., Selected Messages,

boky

1, p. 18)

Slide5

FAHADISOANA EO AMIN'NY FANDIKAN-TENY Indraindray

,

ny fahadisoan'ny mpandika soratra

iray dia mety hiteraka fahadisoana eo amin'ny fandikan-teny, toy ny ao amin'ny Apokalypsy 22:14Ny sora-tanana grika sasany

dia mampiasa fitenenana (HOIPOIOUNTESTASENTOLAS) izay adika hoe "ireo izay manatanteraka ny didiny" (NKJV). Ny sora-tanana hafa dia mampiasa fomba fiteny hafa (HOIPLUNONTESTASSTOLAS) izay adika hoe "izay manasa ny

akanjony" (NIV).

Tokony

hodinihintsika amin'ny

an-dalan-

teny

mitovy

aminy

ireo

andinin-tsoratra

masina

ireo

mba

ahazoana

izay

tena

dikan-teny

mety. Lesoka nataon'olombelona ireo, tsy misy ifandraisany amin'ny maha-tsindrimandry avy amin'Andriamanitra ny Baiboly izany.

LOJIKA

ka

anaro

mafy

eo

anatrehan'ny

Tompo

izy

mba

tsy

hiady

teny

[…]

mizara

tsara

ny

teny

fahamarinana

.

(2

Timoty

2:14-15)

Slide6

HITSIM-PO

Izy mitahiry fahendrena ho an'ny

mahitsy sady ampingan'izay mandeha tsy misy tsiny.” (Ohabolana 2:7)Mety ahita an-dalan-tsoratra izay tsy azontsika na tsy haintsika hazavaina isika.Amin'ireny tranga ireny dia tokony handeha amin-kitsim-po isika ka hiaiky fa tsy mahavita mamaha ilay olana.Raha fantatsika fa mety ho diso ny fanazavana, dia tena fahadisoana lehibe ny mandray an'izany ho marina. Vao mainka ratsy kokoa aza ny mampahafantatra izany fanazavana izany

amin'ny fikasana hamitaka ny hafa, hahatonga azy ireo hino zavatra izay efa fantatsika fa tsy tena manohana ilay an-dalan-tsoratra. Ny Kristiana mahitsy fo dia hiandry an'Andriamanitra hanome fahazavana azy ireo hahatakatra tsara kokoa ireo an-dalan-teny sarotra ireo.

Slide7

FANETRE-TENA

Nefa manome fahasoavana

bebe kokoa Izy. Koa hoy izy: 'Andriamanitra manohitra ny mpiavonavona, fa manome fahasoavana ho an'ny manetry tena.’” (Jakoba 4:6)

Ahoana ny amin'ireo andalana izay toa mifanohitra amin'izay inoantsika fa marina?Ahoana raha toa ka izany andininy izany dia manondro zavatra ataontsika ho fahotana?Ny avonavona dia mety hanakana antsika hiaiky fa tsy marina

isika. Mety

hitady

izay fanazavana

afaka manohana

ny

"

fahamarinana

"

na

ny

ota

na

amin'ny

fomba

ahoana na ahoana

isika

, na

manao

ahoana na manao ahoana ny fanolanana ny fanazavana.Amin'ny lafiny iray, ny fanahy manetry tena no hanampy antsika

hanaiky ny

fahamarinana

izay

voasoratra

ao

amin'ny

Baiboly

,

ary

hamela

an'Andriamanitra

hamolavola

ny

fiainantsika

araka

izany

fahamarinana

izany

.

Slide8

FAHARETANA

Ary aza mba ketraka

amin'ny fanaovan-tsoa isika; fa amin'ny fotoan'andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika.” (Galatiana 6:9)Ny andininy sasany dia tena mila ezaka manokana mba hahatakarana azy. Ohatra, mila manao fampitahana azy amin'ireo mitovitovy aminy isika, mba hahatakarana izay tontolon-kevitra fototra, mba hamotopotorana ny antony nanoratan'ilay mpanoratra tany am-boalohany araka io fomba nanoratany

azy io.Tokony manokana fotoana handinihana tsara ireny andininy ireny isika. Mety hamela azy ireny mandritra ny fotoana kelikely aza isika, mandra-pahatongan'Andriamanitra hanome antsika fahazavana bebe kokoa hahatakarana azy ireny. Rehefa dinihina tokoa dia manompo ny “Andriamanitry ny faharetana” isika (Rom. 15:5).Ny fotoana hatokantsika amin-javatra iray dia mitovy indrindra amin'ny fahalianana ananantsika amin'izany. Koa, manana zoto-po ary mahareta amin'ny fianarana Baiboly.

Slide9

VAVAKA

Izany koa no lazainay, tsy amin'ny

teny ampianarin'ny fahendren'olona fa amin'ny teny ampianarin'ny Fanahy, raha milaza zava-panahy amin'izay olona araka ny Fanahy izahay.” (1 Korintiana 2:13)Nahazo tsindrimandry avy tamin'Andriamanitra ireo mpanoratra ny

Baiboly mba hahafahantsika mahazo mora ireo an-dalan-teny ireo amin'ny fampitahana ireo andininy samihafa (Isa. 28:10).Tsy mila mitodika any amin'ireo loharano filozofika na siantifika isika mba hahafantarantsika ny fahamarinana ambara ao amin'ny Baiboly.Tsara kokoa aza, satria afaka manontany mivantana ny mpanoratra ny Baiboly isika rehefa misy

tsy azontsika

. Nomen'Andriamanitra antsika

ny vavaka

mba hifandraisana Aminy

.

Tsy

tokony

hianatra

Baiboly

mihitsy

isika

raha

tsy

mivavaka. Tsy maintsy avelantsika hitarika antsika amin'ny fahamarinana

rehetra

ny Fanahy

Masina

(Jaona 16:13).Iza no afaka hanazava tsara kokoa mihoatra ny mpanoratra ny Baiboly (2Pet. 1:21)?

Slide10

“Handroso amin'ny

fahalalana

ara-panahy marina isika rehefa mahatsapa ny fahakelezantsika sy

ny fianteherantsika tanteraka amin'Andriamanitra. Fa izay rehetra mandray ny Baiboly amin'ny fanahy azo ampianarina sy mivavaka, mba handalina izay lazainy ho tenin 'Andriamanitra dia hahazo fahazavana avy amin'Andriamanitra. Misy zavatra marobe hita fa sarotra na maizina izay hataon'Andriamanitra

mazava sy tsotra ho an'ireo izay mikatsaka ny fahatakarana azy ireny.”E.G.W. (Testimonies for the Church, boky 5, tk. 84, p. 704)