/
Andraikitry Andraikitry

Andraikitry - PowerPoint Presentation

lindy-dunigan
lindy-dunigan . @lindy-dunigan
Follow
364 views
Uploaded On 2017-07-19

Andraikitry - PPT Presentation

ny Kaomina aminny fitantanana sy fanaraha maso ny fotodrafitrasa Atrikasa 10 11 Novambra 2015 Mahambo AREA Programme Accès Rural à lEau Potable et à lAssainissement ID: 571361

kaomina asa fanaraha fizarana asa kaomina fizarana fanaraha maso atrik

Share:

Link:

Embed:

Download Presentation from below link

Download Presentation The PPT/PDF document "Andraikitry" is the property of its rightful owner. Permission is granted to download and print the materials on this web site for personal, non-commercial use only, and to display it on your personal computer provided you do not modify the materials and that you retain all copyright notices contained in the materials. By downloading content from our website, you accept the terms of this agreement.


Presentation Transcript

Slide1

Andraikitry ny Kaomina amin’ny fitantanana sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa

Atrik’asa

10, 11 Novambra 2015, Mahambo

AREA :

Programme Accès Rural à l’Eau Potable et à l’Assainissement

financé par l’Union Européenne

60

volana

5 ONG

Tanjona

:

fanafainganana

ny

fananterahana

ny

ODM

Ao

anatin’ny

Kaomina

ambanivohitra

mihoatra

ny

50

ao

anatin’ny

faritra

11 Slide2

TANJON’NY ATRIK’ASAFanompanana

ny dinika

amin’ny

fitrandrahana

(Exploitation)

ny fitompoan-draharaha Fizarana ny traik’efa ananan’ny Kaomina : Fahombiazana, olana, soso-kevitra ho famahana olanaMandinika ireo fomba azo tanterahana amin’ny fitaovana ampiasaina, singa famaritana, ny hoenti-manana, servisyIzany rehetra izany dia ao anatin’ny zotra 3:

Fitantanana

sy

fanaraha

-maso

ny

fotodrafitrasa

amin’ny

lafiny

fitompoan

-

draharaha

ny

Kaomina

ambanivohitraSlide3

TANJON’NY ATRIK’ASAInona

no voalaza ny

fehezan-

dalana

,

Inona no efa navoitra tamin’ny atrik’asa taloha?Inona ny andraikitra ny tsirairay?Inona avy ireo zavatra andrasan’ny Kaomina, inona ny atao hoe STEAH, ahoana ny fanaraha-maso sy ny tomban’ezaka?Ahoana ny hanohanana azy, Ahoana ny hanatsarana ny fandrindrana

ny asa?

Fitantanana

sy

fanaraha

-maso

ny

fotodrafitrasa

amin’ny

lafiny

fitompoan

-

draharaha

ny

Kaomina

ambanivohitraSlide4

Fandaharam-potoana ny atrik’asa

ny 11 Novambra

2015

Maraina

:8h30 – 9h10 : Fizarana 1 : Fampahafantarana amin’ny ankapobeny9h10 – 10h30 : Fizarana 2 : Fehezan-dalana mahakasika ny rano, fampahafantarana ny fehi-kevitra ny atrik’asa AREA taloha10h30 – 11h00 : Fakan-drivotra11h00 – 12h15 : Fizarana 3 : Fizarana traikefa; Fampahafantarana ankapobe ireo 5ONG

miaraka amin’ny fandaharan’asa

AREA

Après-midi :

13h30 –

15h30 :

Fizarana

4

 : Asa isam-bondrona15h30 – 16h00 : Fakan-drivotra16h00 – 17h30 : Fizarana 5 : Fanehoana ny vokatry ny asa isam-bondrona, fehin-kevitra ny atrik’asaSlide5

FANOMANANA NY ASA ISAM-BONDRONA

Fizarana ireo

mpandray anjara

ho

vondrona

6 mifangaro ka olona 8 na 9 isam-bondronaNy vondrona tsirairay dia ahitana ny solon-tena ny Kaomina, teknisiana,, Minisitera, DREAH, ONGNy vondrona tsirairay dia manendry Filoha, mpanamora, mpitan-tsoratra, ary mpanao tatitraSlide6

Lohahevitra 3 :

Fanaraha-maso ara-

teknika sy ara-bola

ny

mpitantana iombonana na mpitantana tsy miankina (fandaharan’asa, fanatanterahana, singam-pamantarana)Ny andraikitra sahanin’ny tsirairay voakasika ny fanaraha-maso ny fotodrafitrasa (iza, inona, oviana, ahoana?)Ny fandehanan’ny fitantanana ny Kaomina sy fanaraha-maso ny fotodrafitrasa. (famatsiam-bola,

fotoana hanatanterahana ny

fanaraha

-maso,

fikojakojana

sy

fanamboarana, famatsiana kojakokaFANDAMINANA NY ASA ISAM-BONDRONA

Related Contents


Next Show more